Teny iditra | akanjobe | ||
Singan-teny | akanjo ; be | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taifasy] Akanjon-dehilahy vita amin'ny rafia na ahirefo [1.78] | ||
[Betsimisaraka] Akanjo jiafotsy fitondran'ny lehilahy [1.78] | |||
[ akanjo be ] Akanjo lava matevina mahafana [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | [ akanjo be ] An overcoat. [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Un pardessus [1.3] | ||
Ohatra | Efa ho indray mahamasa-bary mahery vao tafaverina Raboto nikononkonona sy nanano sarotra tamin' ny akanjobeny.
[2.471] | ||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | ||
Haiendriteny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |