Teny iditra | 1 akanjobe |
Singan-teny | 2 akanjo, be |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Taifasy]
akanjon-dehilahy vita amin'ny rafia na ahirefo 5 [1.78] [Betsimisaraka] akanjo jiafotsy fitondran'ny lehilahy 6 [1.1][akanjo be] akanjo lava matevina mahafana |
Fanazavàna teny anglisy |
7 [1.2][akanjo be] An overcoat. |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3] un pardessus |
Ohatra |
9 Efa ho indray mahamasa-bary mahery vao tafaverina Raboto nikononkonona sy nanano sarotra tamin' ny akanjobeny. [2.471] |
Voambolana |
10 Toe-karena: zaitra |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |