|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  akanjon-goaika
Singan-teny  2  akanjo, goaika
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ny fehitenda fotsin' ny goaika
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] The white feathers on the neck and breast of crows
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] le collier blanc des corbeaux
7  [2.415] costume ou collier des corbeaux
Voambolana  8  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  9  lamban-goaika
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny akanjon-goaika io

Teny iditra (2/3)11  akanjon-goaika
Singan-teny  12  akanjo
Sokajin-teny  13  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3] habit, toilette invariable
Voambolana  15  Toe-karena: zaitra

Teny iditra (3/3)16  akanjon-goaika
Singan-teny  17  akanjo
Sokajin-teny  18  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.1] haren-tsaina amam-pahaizana ifandovana...
enti-milaza zavatra nentim-paharazana
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.3] dignité, biens, aptitudes de famille qui passent de père en fils
droit évident qui saute aux yeux comme le collier des corbeaux
21  [2.415] se disait de ce qui saute aux yeux et de ce qui est invariable

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12