|
|
|
|

Teny iditra1  akanjo tsy an-tsaha
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [akanjo tsiantsaha] karazana salotra landy nanaovan' ny mpanankarena teto Antananarivo fahizay fa tsy mba fitondran' ny tambanivohitra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] nom d'une espèce de gilet en soie que portaient les riches de Tananarive seulement, et non pas les habitants des campagnes trop pauvres pour cela
Voambolana  5  Toe-karena: zaitra
Singan-teny  6  akanjo, tsy, saha

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07