|
|
|
|

Teny iditra1  akanjo vity
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] a frock-coat. [Fr. vetir.]
Ohatra  4  [2.996#] Noho ny hamafiny efa tsy mitana ny endriny intsony ny akanjoko, fa mangeja ahy toy ny akanjovity;
Voambolana  5  Toe-karena: zaitra
Singan-teny  6  akanjo, vity
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07