Teny iditra (1/2) | 1 akaro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
karazana hazandrano |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a kind of fish. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.19] [Tankarana]
nom d'une espèce de poisson. |
Voambolana |
6 Haibiby: trondro |
Teny iditra (2/2) | 7 akaro |
Sokajin-teny | 8 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana akarina [Fitanisana] |
Ohatra |
9 [1.1] akaro any ambony rihana itý fitoeram-boky itý |
Fototeny | 10 akatra |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
Fivaditsoratra | 12 akaro, akora, arako, araok, aroak, karao, koara, oraka, raoka, roaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |