|
|
|
|

Teny iditra1  akarina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Atao amin' ny toerana ambony na avoavo kokoa: Akaro any ambony rihana itỳ fitoeram-boky itỳ
Asondrotra, asandratra: Nakarina ho jeneraly ilay kolonely tanora
Ampidirina aradalana ao an-trano ho vady: Nakarin-dRakoto ho vady Rasoa
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be brought up, to be fetched up; to be taken up, as words, letters, or persons from inferiors to superiors.
5  [1.7] to be lifted up
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on soulève, qu'on met plus haut, qu'on met plus haut
Ohatra  7  [2.508#] Rehefa izany dia akarina ny saina.
8  [2.643#] Tsy maintsy akarina ireo fa mampahory ny madinika.
Fototeny  9  akatra
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15  akarany, akarina, anakira, araka ny, iakaran, naraika, niakara, niaraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21