Teny iditra akatatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] fakofako na akotry mifangaro amin'ny fotsim-bary [Rakotosaona 1975]
 vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy unhusked rice. See akotry [Richardson 1885]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31