Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : akatatra | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Fotsimbary tsy ilaozan' akatatra (akotry) ary lohan' omby tsy Fotsimbary tsy ilaozan’ akatatra ; lohan’ omby tsy Fotsimbary tsy ilaozan' akatatra, lohan' omby tsy Fotsimbary tsy ilaozan' akatatra, tanàna tsy ilaozan' adala. [1.1 #42] Ny vary tsy ilaozan' akatatra, tanàna tsy ilaozan' adala. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Na aiza na aiza tsy maintsy ahitana olona hafahafa miavaka amin' ny maro ihany. [1.1 #42]
Tsy maintsy misy tsininy kely fa tsy tsara tanteraka akory. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Dans du riz blanc, il reste toujours des grains non décortiqués; dans une tête de boeuf, il y a toujours une langue ; dans un long discours il y a toujours quelques fautes. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il ne faut pas demander l' impossible. [2.415 #5752] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Toto vary maizina : ao am-bava vao mifantina akatatra. [2.415 #3760, 2.653 #3154] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand on pile le riz dans l' obscurité, c' est dans la bouche que se fera le triage des grains non décortiqués. [2.415 #3760] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des travaux ébauchés, mal faits. [2.415 #3760] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||