|
|
|
|

Teny iditra1  akay itỳ
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tenim-piontanana enti-milaza fanakorana na fandatsana; sakoa izay!: Akay itỳ! tsy mety norarana ha voa terỳ!
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] exprimant la satisfaction, soit en bien, soit en mal: ah! bien, parfait, bien touché! c'est juste!
Singan-teny  5  akay, itỳ

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07