|
|
|
|

Teny iditra1  akekena
Fototeny  2  akeky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  jereo akekezina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  see akekezina [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  dont on approche, qu'on approche [1.3]
Ohatra  7  tsy tokony hakekena izy (il convient de ne pas s'approcher de lui) [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny akekena io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19