Teny iditra akeky jerena (akeky, jery)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy [ akaiky jerena ] ilazana toerana izay toa akaiky raha tazanina, nefa lavitra rehefa aleha [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Qui parait près à la vue [Abinal 1888]

2015/03/05