|
|
|
|

Teny iditra1  akipaka
Fototeny  2  kipaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Alana, esorina: Zanaka tsy vanona io: reniny niteraka azy ka nakipany nony antitra
Esorina ny akanjo, aboridana: Nakipaky ny jiolahy ilay mpandalo dia nilaozany tao
Esorina hiala: Akipaho ny tsihy rehefa mandalotra mba tsy haloto
Endahana indray miaraka: Nakipany iray ihany ny hoditr' ilay omby
Ariana: Akipaho any an-kady ny fako ao atsimon-trano
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#333] à détacher, à enlever, à écailler, à rejeter ; celui qu’on dépouille de ses vêtements: Zanaka tsy mankasitraka io ka nakipany ny reniny antitra (C’est un enfant ingrat qui a rejeté sa vieille mère) ~ Nakipany ny lambako (Il m’a dépouillé de mon lamba)
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny akipaka io

Fivaditsoratra  11  akipaka, kapaika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21