Teny iditra | 1 akofoka |
Fototeny | 2 kofoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Hofokofohina, ahetsiketsika: Akofohy ny anana fa matetika misy bibin' anana Akopaka: Akofohy ny lamba fandiavana isa-maraina Kapohina: Nakofo-drainy ilay zazalahy fa naditra |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny akofoka io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |