Teny iditra | 1 akohofotsy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Singan-teny | 3 akoho, fotsy |
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.78] [Taifasy]
angamaty (aretina) 7 [1.78] [Taimoro] farasisa 8 [1.78] [Tambahoaka] aretindratsy 9 [1.78] [Betsimisaraka] aretina mpahazo ny lehilahy na vehivavy (angatra) 10 [1.78] [Tanala] aretina amin'ny mahavehivavy na amin'ny filahiana - angatra (aretina) 11 [1.13] karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.78, 1.13] blennorragie |
Voambolana |
13 Fahasalamana |
Mpanahaka | 14 ambaniana, angatra, famehy, farasisa, fiandry, fifia, vania |
Fivaditsoratra | 15 akohofotsy, akotso fohy, hofotsiako, itsofohako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |