Teny iditra akondro afontsy
Singan-teny akondro ; afontsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (afontsy na akondro afontsy) karazan' akondro vaventy voa, vanona tsara eny ankalamanjana [1.10]
Fanazavàna teny anglisy [ akondroafontsy ] A variety of banana which grows well in open spaces. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/16