Ohabolana : akora | |||||||||||||||||||||||||||||||
Ohabolana | 3330 | Mainka izany raha foy , lamokany aza mikiakiaka . [Rajemisa 1985]
Mainka izany raha foy , mbola akorany aza mikiaka ! [Rinara 1974] Mainka izany rehefa toy mbola atodiny aza mikiakiaka . [Houlder 1895 #1245] | |||||||||||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ireo olona be avonavona, nefa tsy lasa ambony manao ahoana. [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Que sera-ce quand il sera éclos! alors qu' il est encore dans l' œuf il crie déjà. [Houlder 1895] | ||||||||||||||||||||||||||||||
Ohabolana | 5834 | Ombilahy miady | |||||||||||||||||||||||||||||
Ohabolana | 5925 | Papango nahazo hodi-tsokatra : nahazo, fa tsy nahazo loatra. [Veyrières 1913 #4314]
Papango nifaoka hodi-tsokatra : nahazo ihany, fa akorany . [Houlder 1895 #969] Papango nifaoka hodi-tsokatra , nahazo ihany fa toa akorany . [Rinara 1974 #3481] | |||||||||||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Oiseau de proie papangue qui a enlevé une écaille de tortue : il a bien pris quelque chose, mais cela ne lui va pas beaucoup. [Veyrières 1913 #4314]
Un milan qui se jette sur la carapace d' une tortue: il a attrapé quelque chose, mais ce n' était que de l' écaille. [Houlder 1895] | ||||||||||||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des voleurs déçus. [Veyrières 1913 #4314] | ||||||||||||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||||||||||||
![]() |