|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  akora
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Antsoantso mafy, mety ho mari-pifaliana entina mihoby na midera, na ho mari-panesoana entina mandatsa na manebaka.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] shouting, applause; a noise such as is made over a conquest, or in time of joy. See hoby, horaka. Foy ny akora (there is a burst of shouting) Velona ny akora (the shouting breaks out)
5  [1.7] shouting; jeers
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] acclamation; huées
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny akora io

Teny iditra (2/3)19  akora
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.78] [Tanala] sifotra (an-tanety na an-drano)
22  [1.78] [Tambahoaka, Taifasy, Taimoro, Taisaka, Bezanozano, Tanosy] Sifotra
23  [1.1] Fonom-biby na fonon-javatra, fotsifotsy, mafy, mitovy toetra amin' ny sokay, izay miforona avy amin' ny zavatra mandrakotra ny biby ihany: Ny akoran' ny sifotra, na avy amin' ny zavatra haniny: Ny akoran' atody
24  [1.1] [Sakalava] sifotr' ala
25  [1.13] fonon'atody; fono mandrakotra ny sifotra
Fanazavàna teny anglisy  26  [1.2] a shell; a shell-fish.
27  [1.7] seashells; coral
Fanazavàna teny frantsay  28  [1.8] coquillage; la coque des oeufs
29  [1.13] coque, coquille
Voambolana  30  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Sary 
40 

Teny iditra (3/3)41  akora
Sokajin-teny  42  anarana
Fanazavàna teny malagasy  43  [1.13] vato na mineraly tsy voadio
Fanazavàna teny frantsay  44  [1.13] minéraux
Tovy hevitra  45  akorambato
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  67  akaro, akora, arako, araok, aroak, karao, koara, oraka, raoka, roaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21