|
|
|
|

Teny iditra1  akoraina
Fototeny  2  akora
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Esoina amin' ny akora: Tandremo fa izay latsa-bato an-tanana akoraina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be shouted at, hooted at, as when a criminal is caught, or any one gets into trouble over which others may rejoice. [1.2]
6  to be shouted at, to be jeered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  qu'on hue, qu'on décrie [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny akoraina io

Fivaditsoratra  13  akoraina, akoriana, anakirao

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19