Teny iditra akorandriaka
Singan-teny akora ; riaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A sea-shell. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Coquillage de mer ou d'eau douce [1.3]
Ohatra mitopatopa, mivalombalona, mitosaka eny anivon' ny torapasika mavo mena, feno akorandriaka sy ihazakazahan' ny foza mena kely an-jatony! [2.499]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/12