|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ala fady
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ala misy fasana na toerana masina tsy azo diavina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Provincial] A grove in which there are graves, and thus is forbidden ground
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] (de fady = sacré, interdit) reliques forestières, protégées de la destruction par les interdits religieux.
Voambolana  6  Haizavamaniry
Singan-teny  7  ala, fady

Teny iditra (2/2)8  ala fady
Sokajin-teny  9  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] Vola omena ny mpandevina; vola na zavatra zaraina amin' ny olona nandray anjara tamin' ny fandevenana
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.2] A present of beef or money from the chief mourner at a funeral to those attending the ceremonies connected with the afana.
Ohatra  12  [2.59#] Dia natao ny fombam-pandevenana izay fanaon'ny tany aloha, vola omena ny isan-karazana izay atao hoe : "alafady" ariary no natao tamy ny io.
Singan-teny  13  ala, fady

Fivaditsoratra  14  ala fady, faladia, fiadala

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02