Teny iditra alahatra (lahatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao milahatra apetraka manaraka tsipika mahitsy: Alaharo tsara ireo mpianatra ireo
Atao mirindra tsara: Tsy nisy nivaona ny teny nalahany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be arranged; to be delivered (of a speech); to be set (of type). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay à arranger, à mettre en ordre, qu'on range, qu'on aligne, qu'on dispose, qu'on compose, qu'on prononce: Tsy misykiany ny teny nalahany (Le discours qu'il a prononcé est sans défaut) [1.3]
 Qu'on arrange, qu'on prononce (se dit d'un discours); qu'on compose (imprimerie). [1.8]
Ohatra 
1Raha alahatra ny tantara dia toy izao no fitohiny: [1.38]
2Alahatra manodidina ny karangana ka lazaina fa omby ilay valala maitso voatango, ary toandro kely no mimamà mampitrena azy. [2.470]
3ataony eo ambonin'ny latabatra madio ny mofo alahatra; [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : alahatra, alahatro, alahatrao, alahany, alahatsika, alahatray, alahatrareo, alahatr', alaha-, alahatry
Ny lasa : nalahatra, nalahatro, nalahatrao, nalahany, nalahatsika, nalahatray, nalahatrareo, nalahatr', nalaha-, nalahatry
Ny hoavy : halahatra, halahatro, halahatrao, halahany, halahatsika, halahatray, halahatrareo, halahatr', halaha-, halahatry
Filaza mandidy : alaharo
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08