Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : alahatra | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza ny antsanga tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | N'embrouillez pas les affaires, d' un flux de choses inutiles ou fausses. [2.415 #3558]
Ne parlez pas de boue quand il ne pleut pas. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ne parlez pas à tort et à travers. [2.165]
Rappel à la question à traiter, ou à la vérité, lorsqu' on faisait des discours sans fin ou qu' on parlait sans rime ni raison. [2.415 #3558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Natsangako kiady, nazerany, nalahatro vato, nakorontany, koa veloma ry tantely lava, masina ry tantely fohy, fa lany haika izaho havanareo. [2.558 #2771]
Natsangako kiady, nazerany ; nalahatro vato, nakorontany; veloma, ry tantely lava; masina, ry tantely fohy, fa lany haika aho. [2.653 #2097] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||