Teny iditra | alain-dro (ala, ro) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | enti-milaza ny hena tsy ritina na endasina fa andrahoina mba hisy rony [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | [ro, gravy, sauce.] Beef or fowls that are to be used for making gravy. [Richardson 1885] | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny alain-dro io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |