Teny iditra (1/2) | 1 ala kaforo |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] A name used in astrology for the first and third days in adimizana, the seventh month of the Malagasy year. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] nom d'un destin |
Ohatra |
5 [1.381#] Ny teraka alatsinainy ny adimizana dia alakaforo mpiady amin-drafozana. 6 [2.69] Aza ritina re ny azonao, Aza laninao re ny lovanao, Fa izay tsy misy alakaforo, Izay tsy manana Alakaosy. |
Voambolana |
7 Fivavahana, finoana |
Singan-teny | 8 ala, kaforo |
Teny iditra (2/2) | 9 alakaforo |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Di-doha, fikiribibiana, fifikirana amin' ny hevitry ny tena. |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.3] opiniâtreté, persistence |
Voambolana |
13 Ontam-po |
Fivaditsoratra | 14 ala kaforo, alakaforo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11 |
![]() |