Teny iditra ala volon-jaza
Singan-teny ala ; volo ; zaza
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fombafomba arahina amin' ny fanapahana ny volon-jaza voalohany raha vao mandray telo izy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16