|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  alefa
Fototeny  2  lefa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Asaina, avala mandeha: Nalefany tany Amerika ny zanany
Atoraka, atsipy: Nalefako ilay vato ka voa ilay voronkely ~ Alefaso ny baolina
Afahana, votsorana: Alefaso ilay voronkely azonao omaly fa mampalahelo ~ Nalefon' ny fanjakana ireo gadra politika
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be released; to be sent or shipped; to be sent on its way
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on lâche, qu'on relâche; qu'on expédie; qu'on laisse partir; qu'on envoie
Ohatra  7  Maro ny fandaharana alefa ao. [2.117]
8  rehefa vita ny adiny, dia alefa fotsiny izy; [2.366]
9  Tantara tsangana izy ity, nefa kosa tantara azo alefa amin' ny onjam-peo. [2.285]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)15  alefa
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.78] [Bara] Vanja indray mandeha

Fivaditsoratra  18  alefa, faela

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21