Teny iditra alefaso (lefa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao alefa [fitanisana]
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1Alefaso ilay voronkely azonao omaly fa mampalahelo [Rajemisa 1985]
2Alefaso aloha ny babo. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 24]
3Koa raha tsy te ho faty ìalahy dia alefaso io handeha fa manan-tompo. [Rapatsalahy: Kintana, takila 118]

2017/03/30