|
|
|
|

Teny iditra1  nalefa ho tafon-tranon' andriana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1#S905] enti-milaza ny mpanompo novotsorana tsy ho andevon' olona intsony
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#642] affranchi
Singan-teny  5  alefa, ho, tafon-tranon' andriana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07