|
|
|
|

Teny iditra1  alobotra
Singan-teny  2  alo, botra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10#A.230] aretina noheverin' ny razana fa mahavoa ny zaza. Vaventy nefa mihodrahodra ny zaza lazainy fa misy alobotra, mavesatra koa ny zaza izay vaventy noho ny fahasalamany dia mavibika, fa tsy mba mahavesatra toy izany. Dia ambarany koa fa mpivalambalana ny zaza misy azy, ka ny fivalanana mandeha amin' izany dia mitsiloliloly, izay lazainy fa aretina mivoaka.
5  [1.1] Aretin-jaza mahatonga azy hihodrohodro, ho botabota toa matavy rano
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] [botra, plump.] A disease of children which makes them look plump.
Ohatra  7  fa nony nakekena, ny anankiray rombina, ary ny anankiray alobotra. [2.69#247]
8  Mifanohitra amin' io alofisaka io kosa ny alobotra izay mahatonga ny zaza ho diso fitombo loatra ka manjary mohaka be. [2.643#213]
Voambolana  9  Fahasalamana
Mpanahaka  10  alofisaka
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny alobotra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12