Fizahan-teny

Ohabolana : alobotra

Ohabolana Matavy sarin' alobotra, mahia sarin' alofisaka. [Rinara 1974 #2169]

Ohabolana Ny iray alobotra tsy mahafatifaty, ny iray alofisaka tsy mahamailamailaka, ka aza mifanebaka fa samy aretina. [Rinara 1974 #3037]

Ohabolana Nojeren-davitra naharenoka, fa nony nihaona : ny iray rombina, ny iray alobotra, ka Ramahafohiliaka no anarany. [Rinara 1974 #2809]
Raha nojeren-davitra toa soa; kanjo nony nakekena: ny anankiray rombina, ary ny anankiray alobotra, ka Ramahafohiliaka no anarany. [Houlder 1895]

Fizahan-teny