Teny iditra am-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe any
Haiendriteny 
any
an'
an-
am-
Ohatra 
1Miteny am-pahendrena aho [Profita: Ranary]
2Maty ny afo tao am-patana [Rakotonandrasana: Tantsaha]
3Indrisy, hoy izy, nivetso ao am-po [Rapatsalahy: Kintana]

Teny iditra ~am~
Sokajin-teny tsofoka [Teny amin' ny ~am~]

Teny iditra am
Sokajin-teny endritenin' ny hoe to be
Ohatra 
1and I am helped (ka voavonjy aho) [Baiboly: 23.28.7]
2Eh, I am here, papa (E, ato aho, baba) [Gueunier: Contes, takila 70]

Teny iditra Am
Sokajin-teny anarana (eva)
Fandikana malagasy Singa mivaingana, faha-95 amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
Fandikana anglisy americium [3.1]
Fandikana frantsay américium [3.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/30