|
|
|
|

Teny iditra1  amalomalandy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan' amalona fotsy na mavomavo ny kibony ka izany no nahatonga ny anarany hoe amalomalandy; nefa noho izy mandray ny volon' ny toerana misy azy, dia mety haka ny volom-potaka koa izy, ka io no nahazoany ilay anarana faharoa
(Halavany: 80 sm eo ho eo; habeny: ohatra ny sandry)
Voambolana  4  Haibiby: trondro
Singan-teny  5  amalona, malandy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07