Teny iditra amalomalandy
Singan-teny amalona ; malandy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' amalona fotsy na mavomavo ny kibony ka izany no nahatonga ny anarany hoe amalomalandy; nefa noho izy mandray ny volon' ny toerana misy azy, dia mety haka ny volom-potaka koa izy, ka io no nahazoany ilay anarana faharoa
(Halavany: 80 sm eo ho eo; habeny: ohatra ny sandry) [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06