Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : amalona | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Amalona an-drano ny olombelona, ka be siasia. [1.1]
Amalona ka be siasia Ny olombelona toy ny amalona Ny olombelona toy ny amalona an-drano ka be siasia. [2.165 #3] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tsy maharitra ary miovaova ny olombelona, toy ny amalona ao anaty rano mitsoriaka atsy mitsoriaka aroa. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les hommes changent facilement et errent çà et là, comme les anguilles dans l' eau. [2.415 #2740]
Les hommes vont de-ci de-là comme les anguilles dans l' eau. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C. à. d. ils errent, se trompent. [2.165]
L'homme est inconstant ; ce proverbe se disait surtout de ceux qui dévient du droit chemin et tombent dans une faute. [2.415 #2740] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Amalona tompon' ny rano hianao, izaho railovy tompon' ny ala, ka samia | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Amalona tsy azo, ohatra ny fe; bonga tsy hita, ohatra ny loza. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Une anguille que l' on n' a pas prise est grosse comme la cuisse; un monticule que l' on n' a pas vu est colossal. [2.165 #460] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Amalon' Imoriandro aho, ka tsy hain-jaza tsy haim-behivavy. [2.165 #1661]
Amalon’ Imoriandro io: tsy hain-jaza, tsy haim-behivavy (fa izaho no mahay azy). [2.415 #3231, 2.653 #118] Amalon' Imoriandro : Sady tsy hain' ankizy no tsy haim-behivavy. [2.558 #150] Amalon' Imoriandro: tsy hain-jaza tsy haim-behivavy. [1.1 #57, 1.3] Amalon' Imoriandro : tsy hain-jaza, tsy haim-behivavy, fa ny tompony no mahay azy. [2.415 #6339] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza toe-draharaha sarotra tsy hain' ny sarambabe halana olana. [1.1 #57] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Anguilles des marais d' Imoriandro : femmes et enfants n' y peuvent rien, il n' y a que leurs maîtres qui en viennent à bout. [2.415 #6339]
C' est l' anguille d' Imoriandro : les enfants ne savent pas la prendre, les femmes ne la connaissent pas, mais moi je connais le moyen. [2.415] Je suis une anguille d' Imoriandro, ni les enfants ni les femmes ne viennent à bout de moi. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les anguilles d' Imoriandro étaient réputées très difficiles à prendre ; ce proverbe était dit, des affaires très difficiles, par les gens qui prétendaients les débrouiller. [2.415 #3231]
Se disait des obstinés. [2.415 #6339] Se dit des affaires difficiles, les gens expérimentés en viennent seuls à bout [1.3] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Amalon-tsy azo, ohatra ny fe. [2.558 #151] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Aza avela ho amalona tapaka ny fanjakana. [2.415 #279] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Que le royaume ne soit pas comme une anguille partagée. [2.415 #279] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles du roi Andrianampoinimerina sur l'intégrité du royaume ; elles signifiaient aussi qu' une affaire importante ne doit pas être à la merci de tout le monde, et que les chefs doivent gouverner. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Aza dia manao fanohatra amalona : raha tsy azo, ohatra ny fe ; raha azo, ohatra ny sandry. [2.653]
Aza dia manao fanohatra amalona : raha tsy azo ohatry ny fe, raha azo ohatry ny sandry. [2.558 #440] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Aza dia tsy mahalava amalona. [2.415 #959]
Aza manalava amalona, fa efa lava rahateo izy. [2.415 #3193] Aza tsy mahalava amalona. [2.165 #511, 2.415 #3197] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | N' allongez pas l' anguille car elle est déjà longue. [2.415 #3193]
Ne dites pas que l' anguille n' est pas longue. [2.415 #3197, 2.165] Ne rendez pas inutile la longueur de l'anguille. [2.415 #959] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ainsi les enfants après avoir mangé en demandent encore, disant que la part était trop petite. celui qui en prend une, est compté comme en ayant déjà mangé ; et celui qui en prend deux, c' est sa part. Se disait des gens rusés qui profitaient de l' empressement des autres pour prendre plus que leur part. [2.415 #3197]
Comme lorsque des enfants qui en ont mangé en demandent encore, en disant quelle était trop courte ou insuffisante. [2.165] Se disait des familles où les enfants étaient nombreux et les parts petites ; sens général : quand on est nombreux à venir au partage, chaque part est petite ; on disait aussi : tsy mahalava amalona. [2.415 #959] Se disait du partage d' une chose où on est obligé de faire les parts petites à cause du grand nombre de partageants. [2.415 #3193] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Fidiny ve ka ho tranon' amalona (rano) no laoka. [2.558 #1163] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Fy ny toho, fy ny amalona fa ny lelako tsy ataoko jono. [2.165 #1147, 2.653 #975, 2.558, 1.1]
Fy ny toho, fy ny amalona, fa ny lela tsy ataoko jono. [2.415 #2181] Fy ny toho, fy ny amalona, fa ny lela tsy azo atao jono. [2.415 #2181] Na fy aza ny amalona, ny lelako tsy ataoko jono. [1.1 #57] Na mamy aza ny amalona, ny lelako tsy ataoko jono? [2.558 #2725] Na tiako aza hianao, ny lelako tsy hataoko jono. [2.415 #1111] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fahamalinana: na toy inona na toy inona hasoan' ny zavatra iray, tsy tokony hatakalo an' io na oviana ny aina. [1.1 #57] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | J' ai beau vous aimer, je ne sacrifierai pas ma langue à servir d' appât pour vous. [2.415 #1111]
Les poissons nommés toho sont bons, les anguilles sont délicieuses, cependant la langue n' est pas un appât qu' on puisse sacrifier pour les prendre. [2.415 #2181] Le "toho" est excellent, l' anguille est délicieuse, mais je n' employerai quand même pas ma langue comme appât (pour les prendre). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il y a une limite à tout, même aux sacrifices à faire pour les parents ; comparaison tirée de la pêche des poissons. [2.415 #1111]
Les richesses sont agréables mais il ne faut pas sacrifier sa vie pour les obtenir. [2.415 #2181] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Ilay jamba nomena amalona : Amalona hono itony. [2.558 #1399]
Ilay jamba nomena amalona : " amalona, hono, itony, Andriamanitra " . [2.415 #2149, 2.653 #1113] Jamba nomena amalona, ka amalona hono ity, ry Andriamanitra. [2.558 #1556] Toa an' ilay jamba nomena amalona, ka amalona, hono ity, Andriamanitra. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Aveugle à qui on a donné de l' anguille : mon Dieu, dit-il, il paraît que c' est de l' anguille. [2.415 #2149] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Mandidy sofi-toho, mizara sofin' amalona, ka sady kely no an-kanifisana. [2.165 #1336]
Mandidy sofi-toho, mizara sofin’ amalona: sady kely no an-kanifisana. [2.653 #1587] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Couper les branchies d' un petit poisson, partager des branchies d' une anguille, il y en a peu et elles sont minces. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Maro, ka tsy mahalava amalona. [2.415 #3204, 2.653 #1637]
Maro ka tsy mahalava amalona, betsaka ka saro-tantanina. [2.558 #2140] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L' anguille a beau être longue, les partageants étant nombreux, chacun n' aura que peu de chose. [2.415 #3204] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les parts sont petites. [2.415 #3204] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Maty Matin-kanin-kely, toa amalona. [2.653 #1677, 2.974 #449] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mourir par un peu de nourriture, comme une anguille. [2.165]
Pris à l' amorce comme l' anguille. [2.415 #3033] Victime de sa gourmandise comme l’anguille. [2.974 #449] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | En mordant à l' appât elle perd la vie. [2.165]
Se disait des personnes qui se laissent prendre leur honneur ou leur vertu pour un peu d'argent, et en général des gens qui s' attiraient des malheurs pour une chose qui n'en valait pas la peine. [2.415 #3033] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Midonanaka foana, toa an' ilay nanjono an-tatatra : tsy toho nandray jono, tsy amalona nandray azy. [2.165 #972, 2.415 #5917]
Midonanaka toa an' ilay nanjono an-tatatra : tsy toho miakatra, tsy amalona nanohina. [2.558 #2290] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Perdre le temps, comme celui qui pêche dans une rigole : rien n' a mordu, ni poisson, ni anguille. [2.415 #5917]
Perdre son temps, comme celui qui pêchait dans une rigole: ni "toho" ni anguille n' a voulu mordre. [2.165 #972] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Mifankatia amin' amalona ka nony sendra tia nabolaliny. [2.558 #2302]
Mifankatia amin' amalona: ka nony sendra tia, nabolilany. [2.165 #193] Mifankatia amin-amalona: nony sendra tia, nabolilany. [2.415 #5388, 2.653 #1756] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lier amitié avec une anguille : lorsqu' on s' éprend d' amour pour elle, elle vous glisse entre les doigts. [2.415 #5388]
Rechercher l' amitié d' une anguille: quand par hasard on l' aime, elle s' esquive. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait d' une liaison avec une personne égoïste. [2.415 #5388] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Mitsentsitra ny ran' ny namany toy ny dinta manaikitra amalona. [2.415 #5393] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Sucer le sang de ses compagnons, comme la sangsue qui suce une anguille. [2.415 #5393] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui font tort aux autres ou les exploitent. [2.415 #5393] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Mpanjono amalona ka no | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Nahoana no amalona no nohanina ka no patsa no aloa ? [2.558 #2663]
Raha toho no hohanina, ka patsa no haloa, tsy mety izany. [2.415 #4449, 2.653 #2717] Raha toho no nohanina ka patsa no aloa, dia tsy mety izany. [2.558 #3663] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Manger des poissons toho et rendre des chevrettes : cela ne convient pas. [2.415 #4449] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Emprunter beaucoup et rendre peu, cela ne convient pas. [2.415 #4449] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Ny amalona no lany fa ny fe nanoharana azy inty eto ihany. [2.558 #2858]
Ny amalona no lany, fa ny fe nanoharana mbola eto ihany. [2.415 #5769, 2.653] Ohatra ny fe nanoharana amalona, ka ny amalona no lany, fa ny fe tsy mbola miova. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Comme la cuisse à laquelle on a comparé une anguille: l' anguille a été mangée, mais la cuisse reste. [2.165]
L' anguille est consommée, mais la cuisse avec laquelle on l' a comparée est encore ici. [2.415 #5769] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les témoins du fait sont là pour l' attester. [2.415 #5769] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Patsa no | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Rendrika vao nahazo amalona. [2.558 #3743] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Sakan’ amalona izahay, ka tsy Sakan' amalona ka tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Nous sommes de jeunes anguilles : nous ne pouvons pas avaler des crocs pointus. [2.415 #1580] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Refus opposé par des jeunes filles aux sollicitations des jeunes gens ; on pourrait aussi traduire : nous sommes des anguilles qu' on prend à la main et non pas avec des hameçons. [2.415 #1580] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tsindrontsindrona tsy aritry ny amalona. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Tanosy nita rano, ka rendrika vao nahazo amalona. [2.558 #4073]
Tanosy nita rano : rendrika vao mahazo amalona. [2.653 #3025, 2.974 #98] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un Antanosy qui traverse une rivière doit plonger dans l’eau avant d’attraper une anguille. [2.974 #98] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Toa an' ilay jamba nomena amalona: koa "Amalona, hono, ity, Andriamanitra!". [2.653 #3098, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pareil à un aveugle auquel on a donné une anguille, alors: "Ô Dieu, on dit que ceci est une anguille!". [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Tsy mba ny bibilava matahotra ny amalona izahay. [2.415 #464] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Nous ne craignons pas plus nos semblables que le serpent ne craint l' anguille. [2.415 #464] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Discours d' un officier. [2.415 #464] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Tsy mba ny bibilava matahotra ny morona, fa ny amalona zatra ny rano. [2.558 #4550] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 29 | Tsy nahiko dia ny rano Tsy nahiko dia ny rano Tsy nahiko fa ny rano Tsy nahiko ho ny rano Tsy nahiko ny rano no mahamasaka ny amalona. [2.415 #1348] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Je n’aurais jamais imaginé que c’est dans l’eau qu’on fait cuire l’anguille. [2.974 #395]
Je ne me serais pas douté que l' eau cuirait l' anguille. [2.165] Je ne pensais pas que ce serait l' eau qui ferait cuire l' anguille. [2.415 #1348] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | L'eau et l' anguille étaient bons amis, et l' un n' aurait pas dû faire du mal à l' autre! [2.165]
Le fiancé disait ce proverbe lorsqu' il parlait de celui qui montait la tête à sa fiancée et faisait rompre les pourparlers du mariage ; mais le sens était général. [2.415 #1348] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 30 | Tsy nampoiziko ho ny tranoko no nahamasaka ahy, hoy ny amalona. [2.558 #4759] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 31 | Za-drano toa amalona antitra. [2.165 #1948, 2.415 #6137, 2.558 #5076] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Avoir l' habitude de l' eau comme une vieille anguille. [2.165 #1948]
Qui a l' habitude de l' eau comme une vieille anguille. [2.415 #6137] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Instruit par l' expérience. [2.415 #6230] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||