Teny iditra amalona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana hazandrano lavalava vatana malamalama, izay tsara hena fatratra. Ny amalona dia mety hahatratra 70 sm ny halavany; tsy azo hazaina izy raha mbola latsaka ny 30 sm. Ny amalona dia midina any andranomasina rehefa hanatody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An eel. [Mal. malany(?).] [1.2]
 An eel [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Anguille [1.3, 1.8]
Ohatra olo-matanjaka izany, mpaka amalona, mpaka akanga, mpaka tsipoy, mpaka orana. [2.48]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06