|
|
|
|

Teny iditra1  amanin-tsahona
Singan-teny  2  amany, sahona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ranon-javatra kely dia kely, toy ny hoe indray mitete
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2][amanintsahona] The spawn of frogs.
Fanazavàna teny frantsay  6  [2.415#6713] Frai de grenouille. Se disait d' une goutte de liquide, d'une larme
Voambolana  7  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  8  amanin-tsahona, hamantsonanay, hamintsananao, hanatsinomana, namantsihanao

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19