| Teny iditra | 1 Ambaniala |
| Singan-teny | 2 ambany, 3 ala |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
5 N° 593 Tonga teto aminay ny fiangonana eny Ambaniala nitondra taratasy vita mpirinty homena anay mivady.
[2.59#333]
6 Nametrahan'Andrianampoinimerina olona daholo teny an-keniheny eny avaratr'Anosizato sy teny Ambaniala, teny amin'ny Tsimilefa rehetra teny. [2.508#383] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|