|
|
|
|

Teny iditra1  ambaniandro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny nilazana ny vahoakan' ny mpanjaka teto Imerina fahizay, afa-tsy ny andriana sy ny andevo
Hova, bemihisatra, folovohitra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [andro, the day.] The name given to the Hova by the other tribes; the Hova.
5  [1.7] the Merina people (used mainly by other tribes)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] les habitants de l'Imerina (usité surtout par les autres tribus)
Singan-teny  7  ambany, andro
Tovy hevitra  8  ambanimasoandro
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny ambaniandro io

Fivaditsoratra  10  ambaniandro, andramboany, andrimbanao, andrinamboa, andrombanay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21