Teny iditra | 1 ambaniandro |
Singan-teny | 2 ambany, andro |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Teny nilazana ny vahoakan' ny mpanjaka teto Imerina fahizay, afa-tsy ny andriana sy ny andevo Hova, bemihisatra, folovohitra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [andro, the day.] The name given to the Hova by the other tribes; the Hova. 6 [1.7] the Merina people (used mainly by other tribes) |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] les habitants de l'Imerina (usité surtout par les autres tribus) |
Tovy hevitra | 8 ambanimasoandro |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny ambaniandro io |
Fivaditsoratra | 10 ambaniandro, andramboany, andrimbanao, andrinamboa, andrombanay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/12 |