|
|
|
|

Teny iditra1  ambanivohitra
Singan-teny  2  ambany, vohitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny faritra ivelan' ny tanàn-dehibe
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] The people of Imerina not living in Antananarivo or Ambohimanga and their immediate vicinities.
6  [1.7] the country; country people
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] la campagne, à la campagne, la brousse; campagnard
Ohatra  8  Andro lehibe moa ny alahady any ambanivohitra. [2.4]
9  "Ambarako anareo ambonivohitra sy ambanivohitra: [2.48]
10  Lehilahy an-jatony maro, nilanja ny angady nampiasainy tany anaty zehitra, no niakatra avy any Amparabonga, nidina avy any Atsimondrova, nihaika ny fiakaran-dRatatamo, nipoitra avy any amin' ny ambanivohiny any avy, namonjy ny kianja eo an-tampon' Ambatondrazaka. [2.472]
Voambolana  11  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tohi-kevitra  12  ambonivohitra
Lohateny  13  Antananarivo sy Ambanivohitra (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny ambanivohitra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12