|
|
|
|

Teny iditra1  ambanivolo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] ambanivohitra
4  [1.78] [Tanala] ambanivohitra (na tanana na ambanivohitra fotsiny izao). Toerana lavitra ny renivohitra
5  [1.1] enti-milaza ny ambanivohitra ho an' ny tany amoron-tsiraka
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] Same as ambaniravinkazo.
7  [1.7] the country, esp. near the forest
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.8] banlieue; la campagne, surtout près de la forêt
9  [1.196] (de ambany = en dessous, et volo = nom des bambous et des hautes Graminées). Nom donné aux régions rurales, aux campagnes, par les gens des villes (voir volo). [Merina]
Voambolana  10  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Singan-teny  11  ambany, volo

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02