|
|
|
|

Teny iditra1  ambany saokan' ny hendry
Singan-teny  2  ambany saoka, hendry
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza olona manaraka fianarana na miara-miaina amin' ny hendry, ka tonga hendry koa
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] (lit. under his chin), under the authority or protection of
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] (lit. sous le menton), sous l'autorité ou la protection de; être disciple de
Tovy hevitra  7  ambany saoka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10