Teny iditra | 1 ambaravarankely |
Singan-teny | 2 any, varavarankely |
Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
Ohatra |
4 hisy feo mihira ho re eny ambaravarankely [2.996#43.2.14] 5 Saingy tsy nandre ny hafatro intsony Zaka nitsangana, dia niamboho anay teo an-damosin' i Noro nijoro teo ambaravarankely [2.5#44] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |