Teny iditra miambatra (ambatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy miakanakana raha miteny, miraiki-dela tsy mahatohy izay tenenina avy hatrany
Mitovy hevitra: adala vava ~ miakakà ~ miakanakana ~ miambakambaka ~ miambakavaka ~ mibadabada ~ mivakavaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be tongue-tied, to speak inarticulately, as in a severe illness. The provincial word is tamba-lela [Richardson 1885]
Famaritana frantsay avoir la langue paralysée, parler d'une manière inarticulée
¶ se dit aussi des tumeurs collées ensemble, comme des piqûres, des éruptions [Abinal 1888]
Ohatra Niarahaba azy aho, ka akory ny hagagako, fa teny ambaniandro tsy misy miambatra na kely aza no namaliany ahy. [Rajaonarivelo: Bina, takila 26]
Endriteny 
miambatra
niambatra
hiambatra

2014/09/28