Teny iditra ambenana (ambina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Andrasana, arovana: Ambenan' olona roa lahy isan' alina ny tanànanay
Tandremana, atao andry maso: Ambeno tsara io gadra io sao mandositra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be watched, guarded, patrolled. [1.2]
 To be watched, to be guarded [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on garde, qu'on surveille [1.8]
Ohatra ihany no varavarambe fidirana ka mora ambenana, sady mafy dia mafy ny varavarana. [2.588]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ambenana, ambenako, ambenanao, ambenany, ambenantsika, ambenanay, ambenanareo, ambenan', ambenan-, ambenam-, ambena-
Ny lasa : nambenana, nambenako, nambenanao, nambenany, nambenantsika, nambenanay, nambenanareo, nambenan', nambenan-, nambenam-, nambena-
Ny hoavy : hambenana, hambenako, hambenanao, hambenany, hambenantsika, hambenanay, hambenanareo, hambenan', hambenan-, hambenam-, hambena-
Filaza mandidy : ambeno
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20