Teny iditra | 1 ambinina |
Fototeny | 2 ambina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manan-jara, manam-bintana, vintanina: Ambinina amin' ny harena izy fa ratsy vintana amin' ny fitiaoana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be prospered in getting what one is seeking; to be prosperous; to be lucky, fortunate. |
Ohatra |
6 mikely aina ihany fa tsy ambinina, dia hampisamborina fa havan' ory; [2.346#34] 7 Ny lehilahy kosa dia tsy ambinina loatra amin' ny fitadiavana, nefa kosa tsy ory akory. [1.381#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny ambinina io |
Fivaditsoratra | 13 ambaniny, Ambinany, ambinina, animbany, niambany, niambina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |