Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : ambinina | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Andriamanitra nanome, fa i Balita no tsy ambinina. [2.558 #218] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Ny manan-karena, aza miavona ; ny malahelo, aza kivy : fa ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Que les riches ne s' enorgueillissent pas ; que les pauvres ne se découragent pas ; car les richesses ne dépendent pas du désir, mais de la chance. [2.415 #847] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Ny mazoto no nambinina ka ny kamo avy koa no milaza ho miandry lahatra. [2.558 #3141] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Ny mihazakazaka mahafeno harona, tsy mahaleo ny miadana ambinina. [2.558 #3147]
Ny mihazakazaka tsy mahafeno harona, tsy mahaleo ny miadana ambininy. [2.165 #1246, 2.415 #6190] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui court sans réussir à remplir son panier est inférieur à celui qui y va lentement mais qui a de la chance. [2.165]
Courir sans arriver à remplir le panier, ne vaut pas marcher longtemps et avoir de la chance. [2.415 #6190] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Ny Ny Ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le désir d' acquérir et de posséder ne vaut pas la prospérité qui vient des faveurs du destin. [2.415 #850]
Le désir d' avoir ne peut être comparé au fait d' être prospère (ou béni). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Chacun doit supporter son sort ; à chacun sa destinée : il y a des gens qui se tuent pour avoir ce qu' ils désirent et ils n' y arrivent pas, alors que d' autres voient sans efforts tous leurs désirs réalisés ; tout le monde désire être riche, mais tout le monde n'a pas la chance et les faveurs du destin. [2.415 #850] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Raha manao ka tsy ambinina, ampisambory fa havana ory; fa raha miraviravy tanana tsy miasa, avelao hivarina Raha manao ka tsy ambininy, omeo fa Raha manao ka tsy ambininy, omeo fa Raha manao tsy ambinina, ampisambory fa havana ory; fa raha miraviravy | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa izay miezaka – na tsy ambinina aza – dia mendrika ny hampiana, fa izay mitomoemoe-poana kosa, tsy tokony hokarakaraina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le travailleur qui n' a pas de chance doit être secouru, car c' est un parent malheureux ; mais le paresseux, il faut le laisser enterrer sans linceul de soie. [2.415 #3967]
Si le succès ne couronne pas ses efforts, aidez-le, car c’est un frère qui souffre ; mais s’il laisse pendre ses mains dans l’inaction, laissez-le choir. [2.974 #191] Si quelqu' un travaille, mais sans profit, prêtez-lui, car c' est un malheureux; mais s' il se croise les bras sans rien faire, laissez-le souffrir. [2.165 #667] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Tratrarin' ny soa vao miendrika adala, ambinina vao manary harena. [2.558 #4391] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Zoma hianao tsy hendry, fa asabotsy vao fiharatra. [2.415]
Zoma no tsy nambinina ka asabotsy avy no ho kivy. [2.558 #5105] Zoma tsy hendry, ka Asabotsy vao fiharatra. [1.10, 2.558 #5106, 2.653 #3788, 2.974 #240, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazana ny olona izay tsy mahalala, na mihevitra, na tsy manararaotra ny fotoana ahazoany mihatsara, na misondrotra, na mahazo soa; ka efa lasa ilay fotoana mety vao mikarokaroka; (ny fiharatra dia hareza kely, ary ilazana an'ohatra ny olona fetsy sy maranitra). [1.10]
Manao zavatra tsy araka ny fotoanany avy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Etre insensé le vendredi, et devenir un objet de risée le samedi. [2.974 #240]
Le vendredi vous n' êtes pas sage, et c' est le samedi que vous commencez à vous affiler. [2.415 #6264] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C'est trop tard. [2.415 #6264] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||