| Teny iditra | 1 ambin' ny folo |
| Singan-teny | 2 amby, 3 folo |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Ohatra |
5 Amin' ny iraika ambin' ny folo eo ho eo.
[2.472#231]
6 Misy mpikambana iraika ambinifolo ao amin' ny Fitsarana Avo. [1.320] 7 Roa ambin' ny folo no isany. [2.649#66] 8 Nanasina azy izy roa ambinifolo lahy. [2.508#378] 9 Efatra ambin' ny folo izy rehetra. [2.996] 10 Dimy ambin' ny folo no sahiko! [2.285#145] 11 Ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany. [2.996] |
| Voambolana | 12 Matematika: rafitrisa |
| Tsipelina hafa | 13 ambinifolo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|