Teny iditra | 1 ambin' ny folo |
Singan-teny | 2 amby, folo |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Ohatra |
4 Amin' ny iraika ambin' ny folo eo ho eo. [2.472] 5 Misy mpikambana iraika ambinifolo ao amin' ny Fitsarana Avo. [1.320] 6 Roa ambin' ny folo no isany. [2.649] 7 Nanasina azy izy roa ambinifolo lahy. [2.508] 8 Efatra ambin' ny folo izy rehetra. [2.996] 9 Dimy ambin' ny folo no sahiko! [2.285] 10 Ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany. [2.996] |
Voambolana |
11 Matematika: rafitrisa |
Tsipelina hafa | 12 ambinifolo |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |